Skip to content

Latest commit

 

History

History
27 lines (22 loc) · 1.07 KB

README.md

File metadata and controls

27 lines (22 loc) · 1.07 KB

takalo

logika fifanakalozana mobile money mada - crypto. @vita malagasy solutions

1 Installation

  1. Manaova pull aloha
  2. Miditra ao @ dossier takalo_app. \n Rehefa tafiditra ao, d azonao sokafana vs code na android sutdio na zay ide ze ms any e.\n
  3. Flutter izy io ka installeo aloha ny dart flutter
  4. Manarak'zay azonao andramana avy hatrany, Manaovana Register . tadidio n mdp fa ts ms confirmation ao no tsy misy option oubliee hatreto aloha.

2 Hanandrana ny fiasan backend

  1. Miditra ao @ dossier takalo_fastapi.
  2. installeo daolo ny requirements
  3. ity n cmd lancement fastapi run
  4. midira ao @ \docs d ho hitanao ao daholo ny liens. Mbola vitsi2 izy ao fa ampiana miandalana e

3 Maniry ny hiketrika hiaraka aminay ve toi?

Andefaso message skype ny tenako @grand_eric io fa raisina soa amantsara toi.

4 Fisaorana sy ressouce ampiasaina ato.

  1. fastapi https://github.com/tiangolo/fastapi
  2. Module mvola python, namboarin'i @rivo2302 <= Malagasy io a. https://github.com/rivo2302/Mvola

=== ho ampiana miandalana eto refa mazotozot izahay ===