Skip to content

Ireo teny fampiasa mampiavaka an'Antsirabe sy ny dikany amin'ny teny malagasy fantatry ny maro (ôfisialy).

License

Notifications You must be signed in to change notification settings

IT-Community-Antsirabe/teny-fampiasa-eto-antsirabe

Folders and files

NameName
Last commit message
Last commit date

Latest commit

 

History

57 Commits
 
 
 
 
 
 
 
 

Repository files navigation

Teny fampiasa eto Antsirabe

Ireo teny fampiasa mampiavaka an'Antsirabe sy ny dikany amin'ny teny malagasy fantatry ny maro (ôfisialy).

Hampiditra teny sy/na ohatra

Raha hampiditra teny vaovao dia araho ito toromarika manaraka ito:

  1. Manaova Fork ka tsindrio ilay bokotra volon-davenona amin'ny farany havanana mifanitsy amin'ny anaran'ilay repository

  2. Alaivo ho ao amin'ny "ordinateur"-nao ilay Fork teo amin'ny alalan'ny git clone

  3. Mamoròna branch vaovao ohatra git branch fanovana

  4. Mifindrà ao amin'ilay branch vao noforoninao teo git checkout fanovana

  5. Sokafy ilay bira.json ary jereo sao efa tafiditra ao ilay tianao ampidirina.

  6. Ampitovio amin'ito ohatra ambany ito izay ampidirinao ary ataovy eny amin'ny farany ambany amin'ilay bira.json

[
    {
        "teny" : "tsa",
        "dikany" : "tsy",
        "ohatra" : [
            "tsa haiko",
            "tsa hitako"
        ]
    }
]

Efa natao array ny ohatra ka raha toa ka efa tafiditra ilay teny dia azonao atao ny manampy ohatra ka eo ambanin'ilay ohatra farany no anoratana azy.

  1. Tehirizo ny fanovana nataonao.

  2. Manaova commit hanamarihanao ilay fanovana.

  3. Alefaso ao amin'ilay Fork nataonao ilay fanovana.

  4. Manaova Pull requests ao amin'ny https://github.com/IT-Community-Antsirabe/teny-fampiasa-eto-antsirabe

Fanamarihana

  • Ialao ny fanoratra SMS.
  • Mba tsy ahasarotra ny fanekena ny pull request izay ataonao dia manaova foana git pull mialohan'ny handefasanao azy.

Fanatsarana

Alohan'ny handefasana ny fanovana makany amin'ny Fork dia tsara raha atao manaraka ny alfabeta ny lisitry ny teny mba hanamora ny fitadiavana teny.

Ahafahana manao izany dia misy Extensions VSCode maro azo ampiasaina, fa ity iray ity no atao ohatra sy ampiasaina eto : Sort JSON

Fomba hakana azy

Sokafy ny VSCode dia tsindio ny (Ctrl + P) ary adikao ao ity Commande manaraka ity

ext install Thinker.sort-json

Fomba fampiasana azy

Ireo mpandray anjara

About

Ireo teny fampiasa mampiavaka an'Antsirabe sy ny dikany amin'ny teny malagasy fantatry ny maro (ôfisialy).

Topics

Resources

License

Stars

Watchers

Forks

Releases

No releases published

Packages

No packages published