Skip to content

open-code-geek-gasy/Linux

Repository files navigation

Open Code Geek Gasy

Fanoratana ireo fampianarana na tuto amin'ny fomba tsotra mora azo, amin'ny teny malagasy, frantsay ary anglisy.

Raha misy fanitsiana na fanatsarana tianao hentina, afaka mandefa pull request ianao.

Raha te hifanampy ianao dia aza misalasala miresaka amin'ny Niry , na Jul ihany koa, misokatra tanteraka amin'ny fiaraha-misalahy izahay. 🙌

Indreto ny lesona misesy ary hoan'izay liana mahakasika ny linux